<-
->

Kol 2:8 Beware lest any man spoil you through philosophy and vain deceit, after the tradition of men, after the rudiments of the world, and not after Christ. Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin' ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran' izao tontolo izao, fa tsy araka an' i Kristy. Mitandrema fandrao dia lasan-ko babon' ny sasany, amin' izany hoe fahaizan-dalina, izay famitahana foana, avy amin' ny hevitr' olombelona sy araka ny abidim-pianaran' izao tontolo izao, fa tsy araka ny Kristy. Prenez garde qu' il ne se trouve quelqu' un pour vous réduire en esclavage par le vain leurre de la " philosophie ", selon une tradition toute humaine, selon les éléments du monde, et non selon le Christ.