<-
->

Kol 4:11 And Jesus, which is called Justus, who are of the circumcision. These only are my fellowworkers unto the kingdom of God, which have been a comfort unto me. ary Jesosy, izay atao hoe Josto, avy amin' ny voafora ireo. Ireo ihany no mpiara-miasa amiko hampandroso ny fanjakan' Andriamanitra sady tonga fampiononana ahy. Manao veloma anareo koa Jeso, ilay atao hoe Jostosa: izy telo lahy ireo no hany voafora amin' izay miara-miasa amiko hampandroso ny fanjakan' Andriamanitra; nanafaka alahelo ahy fatratra ireo. Jésus surnommé Justus vous salue également. De ceux qui nous sont venus de la Circoncision, ce sont les seuls qui travaillent avec moi pour le Royaume de Dieu ; ils m' ont été une consolation.