<-
->

Kol 4:3 Withal praying also for us, that God would open unto us a door of utterance, to speak the mystery of Christ, for which I am also in bonds: ary mangataha koa ho anay, mba hamohan' Andriamanitra varavarana ho an' ny teny hilazanay ny zava-niafina izay an' i Kristy, sady izany no namatorana ahy, Ary mangataha koa ho anay, mba hamohan' Andriamanitra varavarana hitorianay teny, sy hanambarako ny zava-miafina ny amin' ny Kristy, izay hany ifatorako izao, Priez pour nous en particulier, afin que Dieu ouvre un champ libre à notre prédication et que nous puissions annoncer le mystère du Christ ; c' est à cause de lui que je suis dans les fers ;