<-
->

1Te / 1Tes 2:9 For ye remember, brethren, our labour and travail: for labouring night and day, because we would not be chargeable unto any of you, we preached unto you the gospel of God. Fa tsaroanareo, ry rahalahy, ny fikelezanay aina sy ny fisasaranay; fa niasa andro aman' alina, mba tsy hahavaky tratra na dia olona iray akory taminareo aza, no nitorianay ny filazantsaran' Andriamanitra taminareo. He, tsaroanareo, ry rahalahy, ny fikelezana aina amam-pisasaranay, fa sady niasa andro aman' alina izahay no nitory ny Evanjelin' Andriamanitra tany aminareo, mba tsy hahavaky tratra olona na dia iray taminareo aza. Vous vous souvenez, frères, de nos labeurs et fatigues : de nuit comme de jour, nous travaillions, pour n'être à la charge d' aucun de vous, tandis que nous vous annoncions l'Évangile de Dieu !