<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Thessalonians |
[Baiboly 1865] 1 Tesalonianina |
[Baiboly Katolika] Tesalonisiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Thessaloniciens |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Te / 1Tes 3:13 | To the end he may stablish your hearts unblameable in holiness before |
mba hampiorina ny fonareo tsy hanan-tsiny amin' ny fahamasinana eo anatrehan' Andriamanitra Raintsika amin' ny fihavian' i Jesosy Tompontsika mbamin' ny masiny rehetra. | Hankahery ny fonareo anie izy, ary hiaro azy tsy hanan-tsiny amin' ny fahamasinana eo anatrehan' Andriamanitra Raintsika, ho amin' ny fahatongavan' i Jeso-Kristy Tompontsika mbamin' ny olo-masiny rehetra. Amena. | qu' il affermisse ainsi vos coeurs irréprochables en sainteté devant |