<-
->

1Te / 1Tes 5:9 For God hath not appointed us to wrath, but to obtain salvation by our Lord Jesus Christ, Fa Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin' ny fahatezerana, fa mba hahazo famonjena amin' ny alalan' i Jesosy Kristy Tompontsika, Satria tsy ny ho an' ny fahatezerana no nanendren' Andriamanitra antsika, fa ny hahazo famonjena amin' ny alalan' i Jeso-Kristy Tompontsika, Dieu ne nous a pas réservés pour sa colère, mais pour entrer en possession du salut par notre Seigneur Jésus Christ,