<-
->

1Tm 5:21 I charge thee before God, and the Lord Jesus Christ, and the elect angels, that thou observe these things without preferring one before another, doing nothing by partiality. Mananatra anao mafy aho eo anatrehan' Andriamanitra sy Kristy Jesosy ary ny anjely voafidy mba hotandremanao izany zavatra izany, tsy manao olon-tiana, na manao na inona na inona amin' ny fiangarana. Mihanta aminao eo anatrehan' Andriamanitra sy Jeso-Kristy ary ny anjely olom-pinidy aho, mba tsy hanananao olon-tiana, na hasianao fiangarana kely akory ny fitandremana izany zavatra izany. Je t' en conjure devant Dieu, le Christ Jésus et les anges élus, observe ces règles avec impartialité, sans rien faire par favoritisme.