<-
->

2Tm 4:1 I charge thee therefore before God, and the Lord Jesus Christ, who shall judge the quick and the dead at his appearing and his kingdom; Eo anatrehan' Andriamanitra sy Kristy Jesosy, Izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny amin' ny fisehoany sy ny fanjakany, no ananarako anao mafy: Izao no angatahina aminao, eo anatrehan' Andriamanitra sy ny Kristy Jeso, izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny andro hahatongavany sy hanjakany: Je t' adjure devant Dieu et devant le Christ Jésus, qui doit juger les vivants et les morts, au nom de son Apparition et de son Règne :