<-
->

Jak / Jk 1:1 James, a servant of God and of the Lord Jesus Christ, to the twelve tribes which are scattered abroad, greeting. Jakoba, mpanompon' Andriamanitra sy Jesosy Kristy Tompo, mamangy ny firenena roa ambin' ny folo monina any am-pielezana. Jakoba, mpanompon' Andriamanitra sy Jeso-Kristy, miarahaba ny foko roa ambin' ny folo, izay miely any rehetra any. Jacques, serviteur de Dieu et du Seigneur Jésus Christ, aux douze tribus de la Dispersion, salut !