<-
->

1Pe / 1P 2:21 For even hereunto were ye called: because Christ also suffered for us, leaving us an example, that ye should follow his steps: Fa ho amin' izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany; Sady izany koa no niantsoana anareo, satria ny Kristy nijaly ho anareo koa, ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany: Or, c' est à cela que vous avez été appelés, car le Christ aussi a souffert pour vous, vous laissant un modèle afin que vous suiviez ses traces,