<-
->

1Pe / 1P 2:5 Ye also, as lively stones, are built up a spiritual house, an holy priesthood, to offer up spiritual sacrifices, acceptable to God by Jesus Christ. ka dia atsangana koa ianareo tahaka ny vato velona ho trano fanahy, ho fisoronana masina, hanatitra fanati-panahy sitrak' Andriamanitra amin' ny alalan' i Jesosy Kristy. ary hianareo koa dia mirafeta eo amboniny, toy ny vato velona, mba hitsangana ho tempoly fanahy, ho mpisorona masina, ka hanolotra fanati-panahy ankasitrahan' Andriamanitra, amin' ny alalan' i Jeso-Kristy. Vous-mêmes, comme pierres vivantes, prêtez-vous à l'édification d' un édifice spirituel, pour un sacerdoce saint, en vue d' offrir des sacrifices spirituels, agréables à Dieu par Jésus Christ.