<- -> |
[King James Bible] 1st Letter of Peter |
[Baiboly 1865] 1 Petera |
[Baiboly Katolika] Piera I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Pierre |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Pe / 1P 3:1 | Likewise, ye wives, be in subjection to your own husbands; that, if any obey not the word, they also may without the word be won by the conversation of the wives; | Ary toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, mba ho voataonan' ny fitondran-tenan' ny vavy izy, na dia tsy amin' ny teny aza (raha tàhiny misy tsy manaiky ny teny), | Toy izany koa hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, ka raha misy ny sasany tsy mino ny Evanjely, dia mba ho voataonan' ny fitondran-tenan' ny vadiny na dia tsy amin' ny fitorian-teny aza, | Pareillement, vous les femmes, soyez soumises à vos maris, afin que, même si quelques-uns refusent de croire à la Parole, ils soient, sans parole, gagnés par la conduite de leurs femmes, |