<-
->

2Pe / 2P 3:18 But grow in grace, and in the knowledge of our Lord and Saviour Jesus Christ. To him be glory both now and for ever. Amen. fa mitomboa amin' ny fahasoavana sy ny fahalalana an' i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay. Amena. Fa mitomboa amin' ny fahasoavana sy ny fahalalana an' i Jeso-Kristy Tompo sy Mpamonjy antsika. Ho azy anie ny voninahitra, ankehitriny sy mandrakizay. Amena. Mais croissez dans la grâce et la connaissance de notre Seigneur et Sauveur Jésus Christ : à lui la gloire maintenant et jusqu' au jour de l'éternité ! Amen.