<-
->

1Jn / 1Jo 2:8 Again, a new commandment I write unto you, which thing is true in him and in you: because the darkness is past, and the true light now shineth. Ary koa, didy vaovao no soratako aminareo, dia zavatra marina eo aminy sy eo aminareo, satria miala ny maizina, ary ny mazava marina no mahazava ankehitriny. Didy vaovao ihany koa anefa no soratako aminareo, izay hita marina amin' ny Kristy sy aminareo, fa efa misava ny aizina, ary miposaka sahady ny fahazavana marina. Et néanmoins, encore une fois, c' est un commandement nouveau que je vous écris - ce qui est vrai pour vous comme pour lui - puisque les ténèbres s' en vont et que la véritable lumière brille déjà.