<- -> |
[King James Bible] 1st Letter of John |
[Baiboly 1865] 1 Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Jean |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Jn / 1Jo 3:23 | And this is his commandment, That we should believe on the name of his Son |
Ary izao no didiny, dia ny hinoantsika ny anaran' i Jesosy Kristy Zanany sy ny hifankatiavantsika araka ny didy nomeny antsika. | Ary izao no didiny, dia ny hinoantsika an' i Jeso-Kristy Zanany, sy ny hifankatiavantsika, araka ny didy nomeny antsika. | Or voici son commandement : croire au nom de son Fils |