<-
->

Apo / Ap 1:5 And from Jesus Christ, who is the faithful witness, and the first begotten of the dead, and the prince of the kings of the earth. Unto him that loved us, and washed us from our sins in his own blood, ary avy amin' i Jesosy Kristy, Vavolombelona marina sy Lahimatoa amin' ny maty ary Lehiben' ny mpanjaka amin' ny tany. Ho an' izay tia antsika ka namaha antsika ho afaka amin' ny fahotantsika tamin' ny ràny, ary avy amin' i Jeso-Kristy, ilay Vavolombelona mahatoky, Lahimatoa amin' ny maty, ary Filohan' ny mpanjakan' ny tany. Ho an' ilay tia antsika anie, ka nanasa ny otantsika tamin' ny rany, et par Jésus Christ, le témoin fidèle, le Premier-né d' entre les morts, le Prince des rois de la terre. Il nous aime et nous a lavés de nos péchés par son sang,