<-
->

Apo / Ap 11:15 And the seventh angel sounded; and there were great voices in heaven, saying, The kingdoms of this world are become the kingdoms of our Lord, and of his Christ; and he shall reign for ever and ever. Ary ny anjely fahafito nitsoka, dia nisy feo mafy tany an-danitra nanao hoe: Ny fanjakana amin' izao tontolo izao dia efa lasan' ny ny Tompontsika sy ny Kristiny; ary Izy no hanjaka mandrakizay mandrakizay. Dia nitsoka ny trompetra ny anjely fahafito, ka nisy feo mahery avy any an-danitra nanao hoe: Lasan' ny Tompontsika sy ny Kristiny ny fanjakan' izao tontolo izao, ka hanjaka mandrakizay mandrakizay izy. Et le septième Ange sonna... Alors, au ciel, des voix clamèrent : " La royauté du monde est acquise à notre Seigneur ainsi qu'à son Christ ; il régnera dans les siècles des siècles. "