<- -> |
[King James Bible] The Revelation |
[Baiboly 1865] Apokalypsy |
[Baiboly Katolika] Fanambaràna |
[Bible de Jérusalem] L'Apocalypse |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
Apo / Ap 12:10 | And I heard a loud voice saying in heaven, Now is come salvation, and strength, and the kingdom of |
Dia nahare feo mahery tany an-danitra aho nanao hoe: Ankehitriny dia tonga ny famonjena sy ny hery sy ny fanjakan' Andriamanitsika, Ary ny fahefan' ny Kristiny, Satria nazera ilay mpiampanga ny rahalahintsika, dia ilay miampanga azy eo anatrehan' Andriamanitsika andro aman' alina. | Dia nandre feo mahery tany an-danitra aho, nanao hoe: Ankehitriny dia an' Andriamanitra ny famonjena sy ny hery ary ny fanjakana; an' ny Kristiny koa ny fahefana; fa efa voazera ilay mpiampanga ny rahalahintsika, dia ilay miampanga azy andro aman' alina eo anatrehan' Andriamanitsika. | Et j' entendis une voix clamer dans le ciel : " Désormais, la victoire, la puissance et la royauté sont acquises à |