<-
->

1Sm / 1Sam 16:19 Wherefore Saul sent messengers unto Jesse, and said, Send me David thy son, which is with the sheep. Ary Saoly dia naniraka tany amin' i Jese ka nanao hoe: Iraho hankatý amiko Davida zanakao izay miandry ondry. Dia nandefa iraka nankany amin' Isaï Saola hilaza aminy hoe: Alefaso hankaty amiko Davida zanakao, izay miandry ondry. Saül dépêcha donc des messagers à Jessé, avec cet ordre : " Envoie-moi ton fils David qui est avec le troupeau . "