<-
->

1Sm / 1Sam 17:12 Now David was the son of that Ephrathite of Bethlehemjudah, whose name was Jesse; and he had eight sons: and the man went among men for an old man in the days of Saul. Ary Davida dia zanak' ilay Efratita avy any Betlehema-joda atao hoe Jese, izay nanana zanaka valo mirahalahy; ary Jese dia efa zokiolona sy anti-panahy tamin' ny andron' i Saoly; Ary Davida dia zanak' ilay Efrateana, tany Betleema any Jodà, atao hoe Isaïa izay nanan-janaka valo lahy. Ary lehilahy efa anti-panahy ihany izy sy efa nandroso fahanterana tamin' ny andron' i Saola. David était le fils d' un Éphratéen de Bethléem de Juda, qui s' appelait Jessé et qui avait huit fils. Cet homme, au temps de Saül, était vieux et chargé d' années.