<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 17:23 | And as he talked with them, behold, there came up the champion, the |
Ary raha mbola niresaka taminy izy, indro, tamy niakatra avy teo amin' ny laharan' ny miaramilan' ny Filistina ilay mpihantsy ady, lehilahy Filistina avy any Gata, Goliata no anarany; ary niteny tahaka ny teo aloha ihany izy ka ren' i Davida. | Mbola niresaka amin' ireo rahalahiny eo Davida, no inty ilay mpiady, Goliata no anarany, ilay Filistina avy any Geta nitsoaka avy eo amin' ny laharan' ny Filistina, sy niteny tahaka ny teo aloha ihany ary ren' i Davida izany. | Pendant qu' il leur parlait, le champion il s' appelait |