<-
->

1Sm / 1Sam 17:26 And David spake to the men that stood by him, saying, What shall be done to the man that killeth this Philistine, and taketh away the reproach from Israel? for who is this uncircumcised Philistine, that he should defy the armies of the living God? Ary hoy Davida tamin' ny olona teo anilany: Ahoana sy ahoana ange no hatao amin' izay lehilahy mahafaty io Filistina io ka mahafa-tondromaso ny Isiraely? Fa zinona moa io Filistina tsy mifora io, no dia hihaika ny miaramilan' Andriamanitra velona? Dia hoy Davida tamin' ireo olona teo anilany: Ahoana sy ahoana avy ange no hatao amin' izay mahafaty io Filistina io, ka mahafa-tondromaso an' Israely? Zinona izay Filistina; ilay tsy mifora io no dia hanala baraka ny tafiky ny Andriamanitra velona! David demanda aux hommes qui se tenaient près de lui : " Qu' est-ce qu' on fera à celui qui abattra ce Philistin et qui écartera la honte d' Israël ? Qu' est-ce que ce Philistin incirconcis pour qu' il ait lancé un défi aux troupes du Dieu vivant ? "