<-
->

1Sm / 1Sam 17:44 And the Philistine said to David, Come to me, and I will give thy flesh unto the fowls of the air, and to the beasts of the field. sady nanao tamin' i Davida hoe: Avia etý amiko, dia homeko ny voro-manidina sy ny bibi-dia ny nofon' ialahy. Ary hoy ilay Filistina tamin' i Davida hoe: Mankanesa ety amiko ange ialahy, raha tsy omeko ny voro-manidina sy ny biby any an-tsaha ny nofon' ialahy e! Le Philistin dit à David : " Viens vers moi, que je donne ta chair aux oiseaux du ciel et aux bêtes des champs! "