<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 17:51 | Therefore |
Dia nihazakazaka Davida ka nitsangana teo anilan' ilay Filistina, dia nalainy ny sabatr' ilehio ka notsoahany tamin' ny tranony, dia namonoany azy, sy nanapahany ny lohany. Ary nony hitan' ny Filistina fa maty ilay lehilahy maheriny, dia vaky nandositra izy. | Nihazakazaka Davida dia niato teo akaikin' ilay Filistina, ary nalainy ny sabany, notsoahany tamin' ny tranony, ka namonoany azy, sy nanapahany ny lohany. |