<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 18:22 | And |
Ary Saoly nandidy ny mpanompony hoe: Miresaha mangingina amin' i Davida, ka ataovy hoe: Indro, tian' ny mpanjaka ianao, ary ny mpanompony rehetra tia anao; ka dia maneke ihany ho vinanton' ny mpanjaka ianao. | Ary nomen' i Saola didy ny mpanompony, nataony hoe: Miresaha mangingina amin' i Davida ataovy hoe: Raiki-pitia anao ny mpanjaka, ary tia anao koa ny mpanompony rehetra, ka aoka ho vinanton' ny mpanjaka hianao amin' izao. | Alors |