<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 18:23 | And |
Ary ny mpanompon' i Saoly nilaza izany teny izany tamin' i Davida. Fa hoy Davida: Moa ataonareo ho zavatra kely izany ho vinanton' ny mpanjaka? Tsy hitanareo va fa izaho dia olona malahelo sady tsy manan-daza? | Dia nolazain' ny mpanompon' i Saola tamin' i Davida mba ho ren' ny sofiny izany teny izany; ka hoy ny navalin' i Davida: Fa ataonareo ho zavatra kely ve izany ho vinanton' ny mpanjaka e? Izaho dia olo-mahantra sy iva razana. | Les serviteurs de |