<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 19:11 | Ary Saoly naniraka olona hankany amin' ny tranon' i Davida hiambina azy hahafaty azy raha maraina; fa Mikala, vadin' i Davida, nilaza taminy hoe: Raha tsy mamonjy ny ainao anio alina ianao, dia hatao maty raha maraina. | Nanirahan' i Saola olona, tany an-tranon' i Davida, hisambotra azy sy hamono azy ny ampitso; fa nilazan' i Mikola vadiny an' izany Davida, nataony hoe: Raha tsy mandositra anio alina hianao, rahampitso ihany dia maty. |