<-
->

1Sm / 1Sam 19:14 And when Saul sent messengers to take David, she said, He is sick. Ary nony naniraka haka an' i Davida Saoly, dia hoy ny vavy: Marary izy. Ka nony nirahin' i Saola haka an' i Davida ny olona nirahiny, dia hoy ravehivavy: Marary izy. Lorsque Saül envoya des messagers pour s' emparer de David, elle dit : " Il est malade. "