<-
->

1Sm / 1Sam 19:18 So David fled, and escaped, and came to Samuel to Ramah, and told him all that Saul had done to him. And he and Samuel went and dwelt in Naioth. Dia nandositra Davida ka afaka ary tonga tany amin' i Samoela tany Rama, dia nambarany azy izay rehetra nataon' i Saoly taminy; ary nandeha izy sy Samoela ka nonina tany Naiota. Toy izany no nandosiran' i Davida, ka dia voavonjy izy. Nankany amin' i Samoela tany Ramà izy, ka notantarainy taminy izay rehetra nataon' i Saola taminy. Dia niara-nandeha tamin' i Samoela honona tany Najota izy. David avait donc pris la fuite et s'était échappé. Il se rendit chez Samuel à Rama et lui rapporta tout ce que Saül lui avait fait. Lui et Samuel allèrent habiter aux cellules.