<-
->

1Sm / 1Sam 19:20 And Saul sent messengers to take David: and when they saw the company of the prophets prophesying, and Samuel standing as appointed over them, the Spirit of God was upon the messengers of Saul, and they also prophesied. Ary Saoly naniraka olona hisambotra an' i Davida; ary nony hitan' ireo ny mpaminany tafangona sy maminany ary Samoela mitsangana eo ho lohany, dia tonga tamin' ny irak' i Saoly ny Fanahin' Andriamanitra. ka dia mba naminany koa izy. Dia naniraka olona haka an' i Davida Saola; kanjo nony hitan' ireo ny antoko-mpaminany naminany ary Samoela nitsangana teo nitarika azy ireo, dia tonga tamin' ny irak' i Saola ny Fanahin' Andriamanitra ka naminany koa izy ireo. Saül envoya des messagers pour se saisir de David et ceux-ci virent la communauté des prophètes en train de prophétiser, Samuel se tenant à leur tête. Alors l' esprit de Dieu s' empara des messagers de Saül et ils furent pris de délire eux aussi.