<-
->

1Sm / 1Sam 19:22 Then went he also to Ramah, and came to a great well that is in Sechu: and he asked and said, Where are Samuel and David? And one said, Behold, they be at Naioth in Ramah. Ary dia lasa nankany Rama koa ny tenany, ary tonga tao amin' ny lavaka lehibe famorian-drano izay ao Seko izy ka nanontany hoe: Aiza Samoela sy Davida? Ary hoy ny anankiray: Indreo ao Naiota any Rama izy. Tamin' izany dia ny tenan' i Saola no nankany Ramà. Nony tonga tao amin' ilay lavaka lehibe famorian-drano, any Sokao, izy, dia nanontany hoe: Aiza moa Samoela sy Davida? Ka nisy namaly azy hoe: Indreo izy ao Najota any Ramà. Alors il partit lui-même pour Rama et arriva à la grande citerne qui est à Sékû. Il demanda où étaient Samuel et David et on répondit : " Ils sont aux cellules à Rama. "