<-
->

1Sm / 1Sam 20:12 And Jonathan said unto David, O Lord God of Israel, when I have sounded my father about to morrow any time, or the third day, and, behold, if there be good toward David, and I then send not unto thee, and shew it thee; Ary hoy Jonatana tamin' i Davida: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, anie ho vavolombelona! Rehefa fotorako tsara rahampitso na afaka ampitso toy izao ny hevitry ny raiko, ka hitako fa misy soa ho an' i Davida, ka tsy maniraka any aminao aho sy manambara izany aminao, Ary hoy Jonatasy tamin' i Davida: Iaveh Andriamanitr' Israely! Hotsapaiko i dada rahampitso na rahafakampitso, ka raha tsy misy hatahorana ny amin' i Davida, ka tsy maniraka hilaza izany aminao aho, Jonathan dit à David : " Par Yahvé, Dieu d' Israël! je sonderai mon père demain à la même heure : s' il en va bien pour David et si je n' envoie pas t' en faire confidence,