<-
->

1Sm / 1Sam 20:18 Then Jonathan said to David, To morrow is the new moon: and thou shalt be missed, because thy seat will be empty. Ary hoy Jonatana tamin' i Davida: Rahampitso ho tsinam-bolana; ary ho hita fa tsy eo ianao, fa ho foana ny fipetrahanao. Hoy Jonatasy taminy: Rahampitso izao no tsinam-bolana, ary ho hitan' ny olona fa foana ny fitoeranao. Jonathan lui dit : " C' est demain la nouvelle lune et on remarquera ton absence, car ta place sera vide.