<-
->

1Sm / 1Sam 20:3 And David sware moreover, and said, Thy father certainly knoweth that I have found grace in thine eyes; and he saith, Let not Jonathan know this, lest he be grieved: but truly as the Lord liveth, and as thy soul liveth, there is but a step between me and death. Ary Davida mbola nianiana indray nanao hoe: Fantatry ny rainao marimarina fa efa mahita fitia eo imasonao aho, ka hoy izy: Aoka tsy ho fantatr' i Jonatana izany, fandrao malahelo izy; fa raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny fanahinao, toa iray dia monja no anelanelako sy ny fahafatesana. Fa namaly tamim-pianinana Davida nanao hoe: Fantatry ny rainao marimarina, fa nahita fitia eo imasonao aho, ka hoy izy: Aoka tsy ho fantatr' i Jonatasy izany, fandrao malahelo izy. Kanefa toy ny mahavelona an' ny Tompo sy ny mahavelona ny ainao dia marina raha tsy iray dia monja no elanelako amin' ny fahafatesana! David fit ce serment : " Ton père sait très bien que j' ai ta faveur et il s' est dit : "Que Jonathan ne sache rien, de peur qu' il n' en soit peiné. " Mais, aussi vrai que vit Yahvé et que tu vis toi-même, il n' y a qu' un pas entre moi et la mort. "