<-
->

1Sm / 1Sam 21:7 Now a certain man of the servants of Saul was there that day, detained before the Lord; and his name was Doeg, an Edomite, the chiefest of the herdmen that belonged to Saul. Ary ny mpisorona nanome azy mofo masina; fa tsy nisy mofo teo, afa-tsy ny mofo aseho, izay nalainy teo anatrehan' i Jehovah, mba hasiana mofo mafana tamin' ny andro nanesorana azy. Dia nomen' ny mpisorona mofo voahasina izy, fa tsy nisy mofo hafa teo afa-tsy ny mofo aseho, izay efa nesorina teo anoloan' ny Tompo mba hosoloana ny mofo mafana amin' ny fotoana fanesorana azy. Alors le prêtre lui donna ce qui avait été consacré, car il n' y avait pas d' autre pain que le pain d' oblation, celui qu' on retire de devant Yahvé pour le remplacer par du pain chaud, quand on le prend.