<-
->

1Sm / 1Sam 23:27 But there came a messenger unto Saul, saying, Haste thee, and come; for the Philistines have invaded the land. Dia nisy iraka tonga tao amin' i Saoly nanao hoe: Avia haingana ianao, fa ny Filistina efa manafika ny tany. Dia inty nisy iraka anankiray tonga nanatona an' i Saola nanao hoe: Avie faingana hianao fa mananika ny tany ny Filistina! ka natsahatr' i Saola ny fanenjehana an' i Davida, ka lasa hifanena amin' ny Filistina izy. Izany no nanaovana io toerana io hoe Sela-Hamakelkoty. quand un messager vint dire à Saül : " Viens vite, les Philistins ont envahi le pays! "