<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 23:5 | So |
Dia lasa Davida sy ny olony nankany Keila ary niady tamin' ny Filistina ka namabo ny ombiny sady nahafaty olona be dia be. Ary dia voavonjin' i Davida ny mponina tao Keila. | Dia nandeha Davida nankany Keilà niaraka tamin' ny olona momba azy, ka niady tamin' ny Filistina. Nahorony ny biby fiompiny, ary nandresy azy mafy dia mafy izy. Izany no namonjeny ny mponina tao Keilà. |