<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 26:5 | And |
Dia niainga Davida ka tonga teo amin' ny nitobian' i Saoly; ary hitan' i Davida izay nandrian' i Saoly sy Abnera, zanak' i Nera, komandin' ny miaramilany; fa Saoly nandry teo anatin' ny sehatra-sariety, sady nitoby nanodidina azy ny vahoaka. | Dia niainga Davida ka tonga teo amin' ny toerana nitobian' i Saola. Hitan' i Davida ny toerana nandrian' i Saola sy Abnera zanak' i Nera lehiben' ny miaramilany; tao afovoan' ny toby Saola no nandry ary nitoby manodidina azy ny vahoaka. | Alors |