<-
->

1Sm / 1Sam 27:1 And David said in his heart, I shall now perish one day by the hand of Saul: there is nothing better for me than that I should speedily escape into the land of the Philistines; and Saul shall despair of me, to seek me any more in any coast of Israel: so shall I escape out of his hand. Ary Davida nanao anakampo hoe; Mbola ho fatin' ny tànan' i Saoly ihany aho indray androany; tsy misy mahasoa ahy afa-tsy ny mandositra haingana any amin' ny tanin' ny Filistina, dia hamoy ahy Saoly ka tsy hitady ahy eran' ny tanin' ny Isiraely intsony, dia ho afaka amin' ny tànany aho. Ary hoy Davida anakampony: Mbola ho fatin' ny tànan' i Saola ihany aho, indray andro any, ka ny mandositra faingana any amin' ny tanin' ny Filistina no mety amiko indrindra, mba hitsaharan' i Saola tsy hitady ahy intsony amin' ny faritanin' Israely rehetra, dia ho afaka amin' ny tànany aho. David se dit en lui-même : " Un de ces jours, je vais périr par la main de Saül, je n' ai rien de mieux à faire que de me sauver au pays des Philistins. Saül renoncera à me traquer encore dans tout le territoire d' Israël et j'échapperai à sa main. "