<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 27:3 | And |
Ary nitoetra tao amin' i Akisy tao Gata Davida, dia izy sy ny olony, samy nomban' ny ankohonany avy, ary Davida mbamin' ny adiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila Karmelita, ilay novinadin' i Nabala. | Dia nitoetra teo amin' i Akisa, tany Geta Davida sy ny olony, samy nomban' ny fianakaviany avy, ary nomba an' i Davida izy roa vavy, dia Akinoama avy any Jezraela, sy Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin' i Nabala. |