<-
->

1Sm / 1Sam 27:5 And David said unto Achish, If I have now found grace in thine eyes, let them give me a place in some town in the country, that I may dwell there: for why should thy servant dwell in the royal city with thee? Ary hoy Davida tamin' i Akisy: Raha mahita fitia eo imasonao aho, aoka mba homena fonenana ao amin' ny tanàna anankiray any an-tsaha aho mba honenako any, fa nahoana ny mpanomponao no hitoetra aminao eto amin' ny renivohitry ny fanjakana? Hoy Davida tamin' i Akisa: Raha mba nahita fitia eo imasonao ihany aho, dia aoka homena ahy ny fitoerana anankiray honenako ao amin' ny anankiray amin' ny tanàna any an-tsaha, satria aiza ka dia hiara-monina aminao, eto amin' ny renivohi-panjakanao ny mpanomponao? David dit à Akish : " Je t' en prie, si j' ai trouvé faveur à tes yeux, qu' on me donne une place dans l' une des villes de l' extérieur, où je puisse résider. Pourquoi ton serviteur demeurerait-il à côté de toi dans la ville royale ? "