<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 29:11 | So |
Ary Davida sy ny olony nifoha maraina koa handeha maraina hiverina any amin' ny tanin' ny Filistina. Ary ny Filistina dia niakatra nankany Jezirela. | Nifoha maraina hiverina any amin' ny tanin' ny Filistina, ary ny Filistina kosa niakatra nankany Jezraela. |