<-
->

1Sm / 1Sam 29:6 Then Achish called David, and said unto him, Surely, as the Lord liveth, thou hast been upright, and thy going out and thy coming in with me in the host is good in my sight: for I have not found evil in thee since the day of thy coming unto me unto this day: nevertheless the lords favour thee not. Ary Akisy niantso an' i Davida ka nanao taminy hoe: Raha velona koa Jehovah, marina ianao, sady sitrako ny iarahanao miditra sy mivoaka amiko eto an-toby, fa tsy hitako izay tsininao hatrizay nahatongavanao teto amiko ka mandraka androany; nefa kosa tsy sitrak' ireo andriana ireo ianao. Dia nantsoin' i Akisa Davida, ka nilazany hoe: Marina fa velona Iaveh ka dia olo-marina hianao, sady sitrako eo imasoko izay rehetra ataonao amiko eto an-toby, satria tsy mbola nahita ratsy taminao aho hatrizay nahatongavanao taty amiko, ka mandrak' androany. Nefa kosa tsy sitrak' ireo andriana ireo hianao. Akish appela donc David et lui dit : " Aussi vrai que Yahvé est vivant, tu es loyal et il me plairait que tu sortes et rentres avec moi dans le camp, car je n' ai rien trouvé de mauvais en toi depuis le jour que tu es venu chez moi jusqu'à maintenant. Mais tu n' es pas bien vu des princes.