<-
->

1Sm / 1Sam 30:19 And there was nothing lacking to them, neither small nor great, neither sons nor daughters, neither spoil, nor any thing that they had taken to them: David recovered all. Ary tsy nisy zavatra tsy azony, na kely na be, na zazalahy na zazavavy, na inona na inona tamin' izay nobaboin' ireny; izany rehetra izany dia azon' i Davida avokoa. Ny olony, tsy nisy tsy azon' izyz ireo, na kely na lehibe, na azanay lahy na zanany vavy, na ny zavatra, na inona na inona nalaina taminy: dia nentin' i Davida nody avokoa izany. Rien ne fut perdu pour eux, depuis les petites choses jusqu' aux grandes, depuis le butin jusqu' aux fils et aux filles, tout ce qui leur avait été enlevé : David ramena tout.