Chapters and verses mentioning Nikolaïta

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 2.6 But this thou hast, that thou hatest the deeds of the Nicolaitanes, which I also hate. Kanefa izao no toetranao: halanao ny asan' ny Nikolaita, izay halako koa. Misy anananao sitraka ihany anefa, dia izao: mankahala ny asan' ny Nikolaïta izay halako koa hianao. Il y a cependant pour toi que tu détestes la conduite des Nicolaïtes, que je déteste moi-même.
...............
Apo / Ap 2.15 So hast thou also them that hold the doctrine of the Nicolaitanes, which thing I hate. Ary toy izany koa, misy eo aminao izay mitàna ny fampianaran' ny Nikolaita tahaka ny an' ireny. Toy izany koa, ao aminao dia misy olona manaraka fampianarana manahaka ny an' ny Nikolaïta. Ainsi, chez toi aussi, il en est qui tiennent la doctrine des Nicolaïtes.