Chapters and verses mentioning Soreka

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 16.4 And it came to pass afterward, that he loved a woman in the valley of Sorek, whose name was Delilah. Ary rehefa afaka izany, dia tia vehivavy atao hoe Delila tany an-dohasaha Soreka izy. Taorian' izany dia vehivavy anankiray, tany an-dohasahan' i Soreka no tiany. Dalilà no anarany. Après cela il s'éprit d' une femme de la vallée de Soreq qui se nommait Dalila.