Chapters and verses mentioning Adria

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 27.27 But when the fourteenth night was come, as we were driven up and down in Adria, about midnight the shipmen deemed that they drew near to some country; Ary tamin' ny alina fahefatra ambin' ny folo, raha navezimbezina tany Adria izahay, nony namatonalina dia nataon' ny matilo fa efa manakaiky tany izy; Tamin' ny alina fahefatra ambin' ny folo, raha navezivezin' ny ranomasina Adriatika izahay, ilay sahabo ho nisasaka tsara iny ny alina, dia nataon' ny matilò fa nanakaiky tany izahay, C'était la quatorzième nuit et nous étions ballottés sur l' Adriatique, quand, vers minuit, les matelots pressentirent l' approche d' une terre.