Index

Proverbs : anamalaho

Proverb 1Anamalahon' Ambanidia : takalo kely no ananana azy. [2.415 #5249, 2.653 #156]
Anantsongan' Ambanidia : takalo kely no ananana azy. [2.558 #200]
French translationPlantes potagères d' Ambanidia : on les obtient par de petits échanges. [2.415 #5249]
French interpretationSe disait des petites attentions réciproques qui entretiennent l' amitié. [2.415 #5249]

Proverb 2Raha sery ho sitran’ ny anamalaho ihany, ka aleo mitady vantotr’ akoho ho sahirana ? [2.653]
Raha sery ho vitan' ny anamalaho ihany, nahoana no mitady vantotr' akoho ho sahirana? [2.415 #2822]
Raha sery vitan' anamalaho, aza amonoana vatotr' akoho. [2.558 #3655]
Sery vitan' anamalaho ka handaniana vantotr' akoho. [1.1]
Sery vitan' ny anamalaho, ka no hamonoana vatotr' akoho! Ny hihitra anefa mampisara-mianakavy. [2.558]
Malagasy interpretationNampiasain' ny Ntaolo ho ody sery ny anamalaho noho izy mafanafana ka raha mbola misy anamalaho koa, naleony nitsitsy nanao ro misy anamalaho toy izay namono vantotr' akoho. [1.1]
French translationSi c'est un rhume que la plante anamalaho peut guérir, pourquoi chercher un poulet et se donner tant de peine? [2.415 #2822]
French interpretationIl faut proportionner les remèdes aux maux à guérir. [2.415 #2822]

Index