Index

Proverbs : badolahy

Proverb 1Badolahy miantsena: siramamy ka atoraka alika. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza olona tsy ampy fiheverana, kely saina, ka tsy hainy akory ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mahasoa sy ny tsy ilaina. [1.1]

Index