Index

Proverbs : bokaboka

Proverb 1Ataovy toy ny landy, ny bokaboka mameno ny kely andilana. [1.1]
Malagasy interpretationAoka hifanampy ka ny manana tombony hameno ny tsy ampy. [1.1]

Index